*Tena halaiko izy* (Litou)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref;Tiako anie,tiako anie!
(tiako anie izy iny eee!)
Alaiko ho vady anie,alaiko ho vady anie!
(Alaiko ho vady anie izy iny eee!)
Ka mba homeo ahy e!,ka mba homeo ahy e!
(ka mba homeo anah raha mety eee!)
Fa izy anie no tiako ouh!!!
Fa tena halaiko izy ouh ou ouh!
Enao gyal e!

Couplet1;
Ela loatra angamba izay no niarahan-tsika roa e!
Maro ny disadisa fa isika tsy nifan-kafohy e!
Ny tantaram-pihainako angamba raha tsisy anao zah de nijaly e!
Fa mbola teo foana enao nanosika ahy nitia ahy tsy nakahala fa nahay nifanampy e!

Ka tsy hoafeniko intsony @ i MAMANAO
Ka tsy hanafina intsony @ i DADANAO
Fa lazalazao aminy any e!
Fa enao no tiako hoalaina vady e! (X2)

Ref; Tiako anie,tiako anie!
(tiako anie izy iny eee!)
Alaiko ho vady anie,alaiko ho vady anie!
(Alaiko ho vady anie izy iny eee!)
Ka mba homeo ahy e!,ka mba homeo ahy e!
(ka mba homeo anah raha mety eee!)
Fa izy anie no tiako ouh!!!
Fa tena halaiko izy ouh ou ouh!
Enao gyal e!

Couplet2;.
Fa kozikozio izy alohan'ny hadehanako fa zah tonga masika be!
F'efa nanomanako kambary tsara rafitra tsara,mba hafatarany fa zah tsy mavady e!
F'efa nesoriko ny tahotra e!
Aza manahy f'enao tsy mahitsy ho ahy eee!
Fa hiezaka aho ny hangataka eee!
F'efa bambonao ny atim-panahy eee!

Ref; Tiako anie,tiako anie!
(tiako anie izy iny eee!)
Alaiko ho vady anie,alaiko ho vady anie!
(Alaiko ho vady anie izy iny eee!)
Ka mba homeo ahy e!,ka mba homeo ahy e!
(ka mba homeo anah raha mety eee!)
Fa izy anie no tiako ouh!!!
Fa tena halaiko izy ouh ou ouh!
Enao gyal e!

Intro;
hahahaha!
Tena kozy anie zany eee!
Alaiko ho vady wa enao!
hahahaha!!

Ref; Tiako anie,tiako anie!
(tiako anie izy iny eee!)
Alaiko ho vady anie,alaiko ho vady anie!
(Alaiko ho vady anie izy iny eee!)
Ka mba homeo ahy e!,ka mba homeo ahy e!
(ka mba homeo anah raha mety eee!)
Fa izy anie no tiako ouh!!!
Fa tena halaiko izy ouh ou ouh!
Enao gyal e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Litou
Vangy : 1618
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nomena697
Daty : 18/09/2017 20:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.074