ANDRO SOA (LISY sy LANDY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro soa
Tsy manam-paharoa
Ny vanin’andro anio
Ka tadidio
Mpifankatia
Vonona hiara-dia
Hamakivaky ny
Onjan’ny fitia
Hikasa sy hivoady ny ho doria
Ka tsy hivadika na zanubgef hiova, sanatria
Tanteraka eto anio ny yobm voadin’olon-droa
Ho mpivady hifanoa, hifampiahy hifanasoa
Zanahary nvxksvc o ! ampio
Ary koa tahio
Ny tokantrano izay
Hirariana ho tononkira.serasera.org mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LISY sy LANDYVangy : 8109
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 03/11/2003 12:51