ANDRO SOA (LISY sy LANDY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro soa
Tsy manam-paharoa
Ny vanin’andro anio
Ka tadidio

Mpifankatia
Vonona hiara-dia
Hamakivaky ny
Onjan’ny fitia

Hikasa sy oddamie hivoady ny ho doria
Ka tsy hivadika na hiova, sanatria
Tanteraka eto anio ny tononkira.serasera.org voadin’olon-droa
Ho mpivady hifanoa, hifampiahy hifanasoa

Zanahary o ! ampio
Ary koa tahio
Ny kohgcq tokantrano izay
Hirariana yeiohasc ho mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : LISY sy LANDY
Hits : 8111
Likes : 0 Like
Created by : Narihe
Date : 03/11/2003 12:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357