ANDRO SOA (LISY sy LANDY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro soa
Tsy manam-paharoa
Ny vanin’andro anio
Ka tadidio
Mpifankatia
Vonona hiara-dia
Hamakivaky ny
Onjan’ny fitia
Hikasa sy tononkira.serasera.org hivoady ny ho doria
Ka tsy hivadika na hiova, sanatria
Tanteraka eto anio ny voadin’olon-droa
Ho mpivady rolj hifanoa, hifampiahy hifanasoa
Zanahary o ! ampio
Ary koa tahio
Ny tokantrano izay
Hirariana eknq ho pqiy mandrakizay
Tsy manam-paharoa
Ny vanin’andro anio
Ka tadidio
Mpifankatia
Vonona hiara-dia
Hamakivaky ny
Onjan’ny fitia
Hikasa sy tononkira.serasera.org hivoady ny ho doria
Ka tsy hivadika na hiova, sanatria
Tanteraka eto anio ny voadin’olon-droa
Ho mpivady rolj hifanoa, hifampiahy hifanasoa
Zanahary o ! ampio
Ary koa tahio
Ny tokantrano izay
Hirariana eknq ho pqiy mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LISY sy LANDYVisites : 8177
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Narihe
Date : 03/11/2003 12:51
