Hasambaran'Olon-Droa (Lila sy Narlys)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hasambaran'olon-droa ny andro anio
Alofam-boaly fotsy sy madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka avelao hifanakaiky
Fa efa samy tia ireto tzcyluwr fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria
(x2)
Vato tononkira.serasera.org soa sy volamena
Toa afgteloz ny raozy sy ny vazy
izao dia vita fanekena
Izao dia vita mariazy
Hasambaran'olon-droa ny andro anio
Alofam-boaly fotsy sy madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka mcbsi avelao hifanakaiky
Fa efa samy tia ireto fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria
A/C : Rafidison Remon
Interprété par Lila sy Narlys
Discomad – 60652
Alofam-boaly fotsy sy madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka avelao hifanakaiky
Fa efa samy tia ireto tzcyluwr fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria
(x2)
Vato tononkira.serasera.org soa sy volamena
Toa afgteloz ny raozy sy ny vazy
izao dia vita fanekena
Izao dia vita mariazy
Hasambaran'olon-droa ny andro anio
Alofam-boaly fotsy sy madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka mcbsi avelao hifanakaiky
Fa efa samy tia ireto fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria
A/C : Rafidison Remon
Interprété par Lila sy Narlys
Discomad – 60652
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lila sy NarlysVangy : 183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 25/06/2026 16:28
