Hasambaran'Olon-Droa (Lila sy Narlys)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hasambaran'olon-droa ny andro anio
Alofam-boaly fotsy sy qkxuqu madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka avelao hifanakaiky
Fa efa samy tia tononkira.serasera.org ireto fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria
(x2)
Vato soa sy volamena
Toa ny raozy sy ny vazy
izao dia vita fanekena
Izao dia vita mariazy
Hasambaran'olon-droa ny wjxcpxvd andro anio
Alofam-boaly fotsy sy madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka avelao hifanakaiky
Fa efa samy tia ireto fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria
A/C : Rafidison Remon
Interprété illxq par Lila sy Narlys
Discomad – 60652
Alofam-boaly fotsy sy qkxuqu madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka avelao hifanakaiky
Fa efa samy tia tononkira.serasera.org ireto fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria
(x2)
Vato soa sy volamena
Toa ny raozy sy ny vazy
izao dia vita fanekena
Izao dia vita mariazy
Hasambaran'olon-droa ny wjxcpxvd andro anio
Alofam-boaly fotsy sy madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka avelao hifanakaiky
Fa efa samy tia ireto fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria
A/C : Rafidison Remon
Interprété illxq par Lila sy Narlys
Discomad – 60652
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lila sy NarlysVisites : 182
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 25/06/2026 16:28
