Hasambaran'Olon-Droa (Lila sy Narlys)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hasambaran'olon-droa ny xeewa andro anio
Alofam-boaly fotsy sy madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka avelao hifanakaiky
Fa efa samy tia ireto fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria

(x2)
Vato soa sy volamena
Toa ny raozy sy ny tononkira.serasera.org vazy
izao dia vita fanekena
Izao dia vita mariazy

Hasambaran'olon-droa ny andro anio
Alofam-boaly fotsy sy madio
Andro hafa kely
Volana tantely
Ka avelao hifanakaiky
Fa ikuix efa samy tia ireto vbioxhk fo izay mifanaiky
Hifampitantana doria


A/C : Rafidison Remon
Interprété par Lila sy Narlys
Discomad – 60652

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lila sy Narlys
Visites : 122
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 25/06/2026 16:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3073