SIFIRITY (LIANAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ha ! ha ! ha ! hiii !Resaka sifirity izy ty niany tsaiky reto!
Si, si, si, si, sifirity (3)
Mangala-baraka amin’ny raha tsy marigny e !
Mahaiza megnatra e !
Mitsokotsokoroko raha ambarany e !
Mahaiza megnatra e !
Koragnan’ny tranobe, tsy hidiran’ny lakozia
Aferan’ny lakozia, tsy hidiran’ny sifirity.
Koa azon’ny sifirity, miparitaka any Amerika,
Ampian'ny TVA, koràgna miitatra!
Eh ! môramôra anao, mahaiza megnatra e !
O ! mieritrereta anao, mahaiza megnatra !
’Ziô hafatr’i Dady ! fadio ny ady,
Mampisy lagigny, hazoagna tsigny,
Ialàgna ny vandy, fa raha mampiady,
’Zegny aferan’olo, ialao tsy hamono!
"Eh ! eh ! eh! Tandrigneso moa ! vaovaon-draha koa ty e !"
"Afera Sifirity ziô ndreo malaza amin’ny tanàgna koa tsy hainao !"
"Eba ! ao baoejy ! sôma !"
Alamino ! alamino ! alamino ! alamino ô ! (2) Oh Be !
"Eh ! Mba ialanareo resaka sifirity io fa tsy mamango e !"
"Maro raha robatin’izy io amin’izao ty e !"
"Ambelao olo amin’ny jerin’azy"
"Mila olo manao fiainanan’azy ko anao karaha manao sifirity !"
Mba mitandrema tsy hampiady olo anao,
Mahaiza megnatra e !
Matrakatraka tsinain-kena anao,
Mahaiza megnatra e !
Koragnan’ny tranobe, tsy hidiran’ny lakozia
Aferan’ny lakozia, tsy hidiran’ny sifirity!
Koa azon’i Sifirity, miparitaka any Amerika
Ampian'ny TVA, koràgna miitatra.
Eh ! moramora anao, mahaiza megnatra e !
O ! mieritrereta anao, mahaiza megnatra !
’Ziô hafatr’i Dady ! fadio ny ady,
Mampisy lagigny, hazoagna tsigny,
Ialàgna ny vandy, fa raha mampiady,
’Zegny aferan’olo, ialao tsy hamono!
LIANAH
--------
Rohy: