Lokom-pitiavana (LIANAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ny fitia mifandimby ao ny mamy sy ny mangidy
Irina maha ory!
Ndraikindraiky anao faly, ndraiky tomagny
Hay ny atao hoe fitia mifandimby ao abgpu ny mamy sy ny mangidy
Irina maha ory!
Ndraikindraiky anao faly ndraiky tomagny
cgczel
Karaha tsy eto an-tany, toa hoe tsy ho mety ho zlvfs lany
Nefa koa tsy mampandry rehefa indro tononkira.serasera.org aho sasa-miandry
Raiso ary lay fitia noekena tsy hampijaly
Zaho sy ianao ho fitia mifamaly
Aza ampijaliana harirarira ty foko tia anao
Zaho sy anao ho fiainam-baovao
Hay, ilay fitia, zay natolotrao ahy tamin'igny
Mafy tamiko, nefa ihany koa tena mamy
Matsiaro irery anie aho rehefa latsaky oran'andro ô!
Ka rehefa eo ianao, mibalika ny masoandro.
Raiso ary lay fitia noekena tsy hampijaly
Zaho sy ianao ho fitia mifamaly
Aza ampijaliana harirarira ty foko tia anao
Zaho sy anao ho fiainam-baovao
--------
Rohy:
