You are here: home > Tononkira > LIANAH

HODY AMINAY (LIANAH)

https://tononkira.serasera.org/hira/lianah/hody-aminay-1

Hôdy lahy e ! mah ! Te hôdy zaho ô ! (2)

Manigny areo an-tanàgna, Baly kely!
Te hôdy zaho ô !
Manigny areo an-tanàgna !
Te hôdy zaho ô !

Ahatsiarôvako ndry e ry Baba!
Agnalam-pary mitsabo betsa manigny e ! (2)

Lavitry anao zaho Niny e !
Tsaroako ankilanao ô, mijaly zaho ô ! (2)

Manigny zoky zaho ô! koa harivariva gny andro,
hisôma bal gny Antosy (2)

Antosy soman’ny ery Iada
’Zegny somaiko avaizo ho'ah Likely e !

Hôdy lahy e ! mah ! Te hôdy zaho ô ! (2)

Mahatsiarotsiaro te hody aminay e !
Te hody !
Mahatsiarotsiaro te hodytononkira.serasera.org aminay e !
Te hody zaho ô !

"Eh ! tsaroako edy aminay any zay zavavy an!
Lavitry an-tena tsisy ampanafosafo,
Karaha zanaka akoho nariagn'ny reniny,
Mikoekoeky magnaraka lalagna jiaby
tsisy ampanipy akotrim-bary!
Marary zalahy e"

Manigny e zavavy e !
Manigny zavavy e !
Manigny e ! e !

Mitsinjaka anao, tsinjahako ô
Mindasy anao, danseko
Misery anao, sereko ô !
Magnoitry anao, oitreko ô
Mibozy anao, bozeko e !
Ho aiza ? Aminao any !

Oh, baisse ! Oh, baisse ! (2)

Mahatsiarotsiaro te hody aminay e !
Te hody e !
Mahatsiarotsiaro te hody aminay e !
Te hody zaho ô !

LIANAH

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LIANAH
Mpamaky : 3341
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Bditra
Tamin'ny : 29/11/2007 14:30:30
ID : 4892

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo