Ho an'ireo (Liana Finaritra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao milaza fa akaikiko
Tsy misy olona tena mahafantatra ahy
Eo ianao rehefa tadiaviko
Teny mandalo rehefa ilay cmhhtmp mba falifaly
Ireny fotoana teo akaikinao
Hafaliana, teo ianao ho dttnquv ahy
Malahelo tsy noho ilay teny natao
Aleo izao toy izay tsy nahafantatra anao

Ho an'ireo
Niezahana hijanona
Ho an'ireo
Na ny hira tsara indrindra
Ho an'ireo
Nampianao rehefa nila izany
Ho an'ireo
Izay laza ihany

Tsy misy ahatsapa ny tsapako
Miresaka amiko aho rehefa tsy misy mamaly
Olon-kafa tononkira.serasera.org no jsdl ahitanao tombon-tsoa
Manosika ahy ianao tsy ahatoky ahy
Teneno ahy raha toa ka leo ianao
Toy izay mangina, miaina tsy misy ahiahy
Iriko ho faly n'aiza misy anao izao
Satria efa toetranao ny mandao

Ho an'ireo
Niezahana hijanona
Ho an'ireo
Na ny hira tsara indrindra
Ho an'ireo
Nampianao rehefa nila izany
Ho an'ireo
Izay laza ihany

Ho an'ireo (x3)
Ho an'ireo (x3)
Ho an'ireo (x3)
Ho an'ireo (x3)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Liana Finaritra
Vangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lianafinaritra
Daty : 27/10/2026 12:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304