Ho an'ireo (Liana Finaritra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao milaza fa akaikiko
Tsy misy olona tena mahafantatra ahy
Eo ianao rehefa tadiaviko
Teny mandalo rehefa ilay mba falifaly
Ireny fotoana teo akaikinao
Hafaliana, teo ianao ho ahy
Malahelo tsy noho ilay teny natao
Aleo izao toy izay tsy nahafantatra anao

Ho an'ireo
Niezahana hijanona
Ho an'ireo
Na ny hira tsara indrindra
Ho an'ireo
Nampianao rehefa nila izany
Ho an'ireo
Izay laza ihany

Tsy misy ahatsapa ny tsapako
Miresaka amiko aho rehefa tsy misy mamaly
Olon-kafa no ahitanao tombon-tsoa
Manosika ahy tononkira.serasera.org ianao tsy ahatoky ahy
Teneno ahy raha toa ka leo ianao
Toy izay mangina, miaina tsy misy ahiahy
Iriko ho wncxs faly fckc n'aiza misy anao izao
Satria efa toetranao ny mandao

Ho an'ireo
Niezahana hijanona
Ho an'ireo
Na ny hira tsara indrindra
Ho an'ireo
Nampianao rehefa nila izany
Ho epvz an'ireo
Izay laza ihany

Ho an'ireo (x3)
Ho an'ireo (x3)
Ho an'ireo (x3)
Ho an'ireo (x3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Liana Finaritra
Hits : 22
Likes : 0 Like
Created by : lianafinaritra
Date : 27/10/2026 12:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452