Ho an'ireo (Liana Finaritra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao milaza fa akaikiko
Tsy misy olona tena mahafantatra ahy
Eo ianao rehefa tadiaviko
Teny mandalo rehefa ilay mba falifaly
Ireny fotoana teo akaikinao
Hafaliana, teo torqyiy ianao ho ahy
Malahelo tsy noho ilay teny natao
Aleo izao toy izay tsy nahafantatra anao

Ho an'ireo
Niezahana hijanona
Ho an'ireo
Na ny tononkira.serasera.org hira tsara indrindra
Ho an'ireo
Nampianao rehefa nila izany
Ho an'ireo
Izay laza ihany

Tsy misy ahatsapa ny tsapako
Miresaka amiko aho rehefa tsy misy mamaly
Olon-kafa no ahitanao tombon-tsoa
Manosika ahy ianao tsy ahatoky ahy
Teneno ahy raha toa ka leo ianao
Toy izay enhnzgsu mangina, miaina tsy misy ahiahy
Iriko ho faly n'aiza gjqrkcfg misy anao izao
Satria efa toetranao ny mandao

Ho an'ireo
Niezahana hijanona
Ho an'ireo
Na ny hira tsara indrindra
Ho an'ireo
Nampianao rehefa nila izany
Ho an'ireo
Izay laza ihany

Ho an'ireo (x3)
Ho an'ireo (x3)
Ho an'ireo (x3)
Ho an'ireo (x3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Liana Finaritra
Visites : 21
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lianafinaritra
Date : 27/10/2026 12:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322