Very maina (Les soeurs Zaharia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha niteny ianao fa tsy hohadinonao
Mampatoky mafy fa ho fatratra
Tsisy tsiny anie fa efa fantatro hatrizay anie ny ao amponao
Fantatrao fa very maina, malahelo izaho ka hitomany
Nanantena wpjt jkytqqll raha tsy anjara, very maina kqao ô, very maina
Tsikitsiky tononkira.serasera.org ve, tambitamby no ho azoko homena anao mba tsy ho very toky
Tsisy tsiny anie fa efa fantatro hatrizay anie ny ho tianao hambara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les soeurs ZahariaVangy : 1403
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SahondraR
Daty : 02/03/2024 17:34