Very maina (Les soeurs Zaharia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha niteny ianao fa tsy hohadinonao
Mampatoky mafy fa ho fatratra
Tsisy iplwdf tsiny anie fa efa fantatro hatrizay anie ny ao amponao
Fantatrao fa very maina, malahelo izaho ka hitomany
Nanantena raha tsy anjara, very maina tononkira.serasera.org ô, very maina
Tsikitsiky ve, tambitamby no ho azoko homena anao mba tsy ho very toky
Tsisy tsiny anie piiqxdq fa efa fantatro hatrizay anie ny ho dvtzsm tianao hambara

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Les soeurs ZahariaHits : 1308
Likes : 0 Like
Created by : SahondraR
Date : 02/03/2024 17:34