Very maina (Les soeurs Zaharia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha niteny ianao fa tsy hohadinonao
Mampatoky mafy fa ho fatratra
Tsisy tsiny giwaozbg anie fa efa fantatro hatrizay anie ny ao amponao
Fantatrao fa very maina, malahelo izaho ka tononkira.serasera.org hitomany
Nanantena raha tsy anjara, very maina ô, very maina
Tsikitsiky ve, tambitamby no ho azoko homena anao mba tsy ho very toky
Tsisy tsiny anie yzdy fa efa fantatro hatrizay anie wpnx ny ho tianao hambara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les soeurs ZahariaVangy : 1200
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SahondraR
Daty : 02/03/2024 17:34