Fo madio (Lafatra Ny Aina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mba mangataka aho, tompo o! Ampio
Fa tsy manana 'lay FO MADIO
Fa nanjary toa feno ratra
Satria maro ireo mpanatsafa
Ny ao am-poko ao fakam-panahy
No entiny satana hisarika ahy
Ka mangatakao ry Tompo o!
Mba DIOVY re ny FOKO
REF:
Mba ampio, ry Tompo
Mba anananay FO MADIO
Mba anananay toy ny anao ry sbctecxh Ray
Ka kasiho,amin'ny rànao 'ty xzeked zanakao
Fa toa maloto izay
Mba diovy, ahafahanay mba mitia
Arovy, pygdtwol amin'ny rànao ry be fitia
Ka tsilovy ny lalanay mba tsy hania
mba tononkira.serasera.org henoy re ny vavakay
Fa tsy manana 'lay FO MADIO
Fa nanjary toa feno ratra
Satria maro ireo mpanatsafa
Ny ao am-poko ao fakam-panahy
No entiny satana hisarika ahy
Ka mangatakao ry Tompo o!
Mba DIOVY re ny FOKO
REF:
Mba ampio, ry Tompo
Mba anananay FO MADIO
Mba anananay toy ny anao ry sbctecxh Ray
Ka kasiho,amin'ny rànao 'ty xzeked zanakao
Fa toa maloto izay
Mba diovy, ahafahanay mba mitia
Arovy, pygdtwol amin'ny rànao ry be fitia
Ka tsilovy ny lalanay mba tsy hania
mba tononkira.serasera.org henoy re ny vavakay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lafatra Ny AinaVangy : 2054
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 16/07/2016 22:19
