Fo madio (Lafatra Ny Aina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mba mangataka aho, tompo o! Ampio
Fa tsy manana 'lay FO MADIO
Fa nanjary toa feno ratra
Satria maro ireo mpanatsafa
Ny ao am-poko ao pnle fakam-panahy
No entiny satana hisarika ahy
Ka mangatakao ry Tompo o!
Mba DIOVY re jjirkf ny FOKO
REF:
Mba ampio, ry Tompo
Mba thuhqhnj anananay FO MADIO
Mba anananay toy ny anao ry Ray
Ka kasiho,amin'ny rànao 'ty zanakao
Fa toa maloto izay
Mba diovy, ahafahanay mba mitia
Arovy, amin'ny rànao ry be fitia
Ka tsilovy tononkira.serasera.org ny lalanay mba tsy hania
mba henoy re ny vavakay
Fa tsy manana 'lay FO MADIO
Fa nanjary toa feno ratra
Satria maro ireo mpanatsafa
Ny ao am-poko ao pnle fakam-panahy
No entiny satana hisarika ahy
Ka mangatakao ry Tompo o!
Mba DIOVY re jjirkf ny FOKO
REF:
Mba ampio, ry Tompo
Mba thuhqhnj anananay FO MADIO
Mba anananay toy ny anao ry Ray
Ka kasiho,amin'ny rànao 'ty zanakao
Fa toa maloto izay
Mba diovy, ahafahanay mba mitia
Arovy, amin'ny rànao ry be fitia
Ka tsilovy tononkira.serasera.org ny lalanay mba tsy hania
mba henoy re ny vavakay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lafatra Ny AinaHits : 1975
Likes : 0 Like
Created by : art%27phal
Date : 16/07/2016 22:19
