Fo madio (Lafatra Ny Aina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mba mangataka aho, tompo o! Ampio
Fa tsy manana 'lay FO MADIO
Fa nanjary toa feno ratra
Satria maro ireo mpanatsafa
Ny ao am-poko iygtiu ao fakam-panahy
No entiny satana hisarika ahy
Ka mangatakao ry Tompo o!
Mba DIOVY re ny FOKO
REF:
Mba ampio, ry Tompo
Mba anananay FO MADIO
Mba anananay toy ny anao ry Ray
Ka kasiho,amin'ny rànao dligurvq 'ty zanakao
Fa toa maloto izay
Mba diovy, ahafahanay mba mitia
Arovy, tononkira.serasera.org amin'ny rànao ry be fitia
Ka tsilovy ny tgmiu lalanay mba tsy hania
mba henoy re ny vavakay
Fa tsy manana 'lay FO MADIO
Fa nanjary toa feno ratra
Satria maro ireo mpanatsafa
Ny ao am-poko iygtiu ao fakam-panahy
No entiny satana hisarika ahy
Ka mangatakao ry Tompo o!
Mba DIOVY re ny FOKO
REF:
Mba ampio, ry Tompo
Mba anananay FO MADIO
Mba anananay toy ny anao ry Ray
Ka kasiho,amin'ny rànao dligurvq 'ty zanakao
Fa toa maloto izay
Mba diovy, ahafahanay mba mitia
Arovy, tononkira.serasera.org amin'ny rànao ry be fitia
Ka tsilovy ny tgmiu lalanay mba tsy hania
mba henoy re ny vavakay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lafatra Ny AinaVisites : 2053
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : art%27phal
Date : 16/07/2016 22:19
