Ravo ny fo (KTZO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo sy faly tokoa
Afa-tsento 'zareo zany fo
Fa voavaha ny nangeja ny ota taloha
Namatotra pmfz ny saina sy fo
Tao ny kapoka tononkira.serasera.org nivaivay
Fisedrana tena mahamay
Hay nidika fitia
Hampivily ahy nania
Hanara-dia Anao Kristy
Tretritretrik'ery
Sambatra aho satria
Mbola manana mpitia
Fa ny fahasoavanao
Jeso no nahatoy izao ahy
Ka hisaorako ny Anaranao
Reharehako Ianao,
Jeso Zoky tia
Hodradraiko ilay fitia
Fa hoe mamy ery
lblc Ka mandra-maty aho
Dia okgy hifikitra Aminao
Tsy hivilivily, tsy hania
Fa ho Anao doria
©KTZO FPVM Taninanandrano
Afa-tsento 'zareo zany fo
Fa voavaha ny nangeja ny ota taloha
Namatotra pmfz ny saina sy fo
Tao ny kapoka tononkira.serasera.org nivaivay
Fisedrana tena mahamay
Hay nidika fitia
Hampivily ahy nania
Hanara-dia Anao Kristy
Tretritretrik'ery
Sambatra aho satria
Mbola manana mpitia
Fa ny fahasoavanao
Jeso no nahatoy izao ahy
Ka hisaorako ny Anaranao
Reharehako Ianao,
Jeso Zoky tia
Hodradraiko ilay fitia
Fa hoe mamy ery
lblc Ka mandra-maty aho
Dia okgy hifikitra Aminao
Tsy hivilivily, tsy hania
Fa ho Anao doria
©KTZO FPVM Taninanandrano
--------
Rohy:
