Ravo ny fo (KTZO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo sy faly tokoa
Afa-tsento 'zareo zany fo
Fa voavaha tononkira.serasera.org ivjyc ny nangeja ny ota taloha
Namatotra ny saina sy fo
Tao ny kapoka nivaivay
Fisedrana tena tnnrcb mahamay
Hay nidika fitia
Hampivily ahy nania
Hanara-dia Anao Kristy
Tretritretrik'ery
Sambatra aho satria
Mbola manana mpitia
Fa ny fahasoavanao
Jeso no nahatoy izao ahy
Ka hisaorako ny Anaranao
Reharehako Ianao,
Jeso Zoky tia
Hodradraiko ilay fitia
Fa hoe mamy ery
Ka mandra-maty aho
Dia hifikitra Aminao
Tsy hivilivily, tsy hania
Fa ho Anao doria
©KTZO sydiex FPVM Taninanandrano
Afa-tsento 'zareo zany fo
Fa voavaha tononkira.serasera.org ivjyc ny nangeja ny ota taloha
Namatotra ny saina sy fo
Tao ny kapoka nivaivay
Fisedrana tena tnnrcb mahamay
Hay nidika fitia
Hampivily ahy nania
Hanara-dia Anao Kristy
Tretritretrik'ery
Sambatra aho satria
Mbola manana mpitia
Fa ny fahasoavanao
Jeso no nahatoy izao ahy
Ka hisaorako ny Anaranao
Reharehako Ianao,
Jeso Zoky tia
Hodradraiko ilay fitia
Fa hoe mamy ery
Ka mandra-maty aho
Dia hifikitra Aminao
Tsy hivilivily, tsy hania
Fa ho Anao doria
©KTZO sydiex FPVM Taninanandrano
--------
Lien:
