Laka kely (KTZO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny laka kely atopatopan'onja
Ny fiainako tsy ao aminao dia miova
Fa mitety loza re sy ireo ady maro be
Mahaketraka sy mahakivy fo tokoa
Soa fa mbola nahatsiaro Anao ry Raiko
Any tokana mpanala ny adi-tsaiko
Tsy nanary na nandà
Fa niantso sy nananatra
Mba hirafitra eo Aminao
Faniriako ny hivelona ho Anao
Hampiombona ny foko sy ny Anao
Ka hiorim-paka ao anatiko ao
'Lay fitia nomenao Jesoa

©KTZO FPVM Antaninanandrano
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTZO
Vangy : 1046
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jie-Han
Daty : 13/08/2015 01:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728