Faly aho (K.T.M.J)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I )Faly aho fa manana anao Jeso
Tretrika ao ampo,mirana toko( ooooooooo)
Faly aho,satry ny fahasoavanao no tononkira.serasera.org naha toy izao anay
Ka dia misaotra Tompo ô

      Ref : Misaotra anao izahay ry Ray
      Fa mbola nomenao izao andro
    (Andro anio jmshxwg izao )
    Afahanay midera makalaza Anao
   Ka dia misaotra indrindra( Misaotra anao Tompo ô)

II )Asandratray sqblwhp avo ny anaranao
Fa masina ianao ,ilay mpamindra fo (oooooo)
Mankalaza aho, mitsaoka ny anaranao
Nohon'ny fitiavanao,Ka dia misaotra Tompo ô

   Ref : Misaotra anao izahay ry Ray
      Fa mbola nomenao izao andro
    (Andro anio izao )
    Afahanay midera makalaza Anao
   Ka dia misaotra indrindra ( Misaotra qmrzrjw anao Tompo ô)

A/C : Tsiky Andrian

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : K.T.M.J
Vangy : 697
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TsikyAndrian
Daty : 04/10/2023 23:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0267