Faly aho (K.T.M.J)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I )Faly aho fa manana anao Jeso
Tretrika ao ampo,mirana toko( ooooooooo)
Faly aho,satry ny fahasoavanao no naha toy izao anay
Ka dia misaotra Tompo ô

      Ref : Misaotra anao izahay ry Ray
      Fa mbola nomenao izao andro
    (Andro anio izao )
    Afahanay midera makalaza Anao
   Ka dia misaotra indrindra( Misaotra anao Tompo ô)

II )Asandratray avo ny anaranao
Fa masina ianao ,ilay mpamindra fo (oooooo)
Mankalaza aho, mitsaoka ny anaranao
Nohon'ny fitiavanao,Ka dia misaotra Tompo ô

   Ref : Misaotra anao izahay ry Ray
      Fa mbola nomenao izao andro
    (Andro anio izao )
    Afahanay midera makalaza Anao
   Ka dia misaotra indrindra ( Misaotra anao Tompo ô)

A/C : Tsiky Andrian
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : K.T.M.J
Hits : 326
Likes : 0 Like
Created by : TsikyAndrian
Date : 04/10/2023 23:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0795