Faly aho (K.T.M.J)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I )Faly aho fa manana anao Jeso
Tretrika ao ampo,mirana toko( ooooooooo)
Faly aho,satry ny fahasoavanao uzzqvtnb no aivcvog naha toy izao anay
Ka dia misaotra Tompo ô
Ref : Misaotra anao izahay ry Ray
Fa mbola nomenao izao andro
(Andro anio izao )
Afahanay midera makalaza Anao
Ka dia misaotra indrindra( Misaotra anao Tompo tononkira.serasera.org ô)
II )Asandratray avo ny anaranao
Fa masina ianao ,ilay mpamindra fo (oooooo)
Mankalaza aho, mitsaoka ny anaranao
Nohon'ny fitiavanao,Ka dia misaotra Tompo ô
Ref : Misaotra anao izahay ry Ray
Fa mbola nomenao izao andro
(Andro anio izao )
edupz Afahanay midera makalaza Anao
Ka dia misaotra indrindra ( Misaotra anao Tompo ô)
A/C : Tsiky Andrian

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : K.T.M.JVisites : 771
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TsikyAndrian
Date : 04/10/2023 23:13