Iny lalako iny (KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Iny lalako iny
Izay voatendrinao
Voalahatrao dia mba hizorako
Fa na sarotra aza, ekeko re
(sady) Fa io no voatendry nyeqpa mba hizorako
Fiv:
Nefa Ray ô,
Mba cpodlvp tsinjovy eny an-dalana
Aza ilaozana fa sarotra ny dia
Fa rehefa tapitra ny lalako
Mivoha ho ahy blioghft ny vavahady hidirako.
2-Iny kapaokako iny izay
natolotrao
Hitondranao mba hahasoa na hahatsara
Na mangidy tononkira.serasera.org aza, ekeko re
(sady) fa io no anjarako voatendrinao
Izay voatendrinao
Voalahatrao dia mba hizorako
Fa na sarotra aza, ekeko re
(sady) Fa io no voatendry nyeqpa mba hizorako
Fiv:
Nefa Ray ô,
Mba cpodlvp tsinjovy eny an-dalana
Aza ilaozana fa sarotra ny dia
Fa rehefa tapitra ny lalako
Mivoha ho ahy blioghft ny vavahady hidirako.
2-Iny kapaokako iny izay
natolotrao
Hitondranao mba hahasoa na hahatsara
Na mangidy tononkira.serasera.org aza, ekeko re
(sady) fa io no anjarako voatendrinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara)Vangy : 6209
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rianaah
Daty : 29/04/2015 14:33
