Iny lalako iny (KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Iny lalako iny
Izay voatendrinao
Voalahatrao dia mba hizorako
Fa na sarotra aza, ekeko re
(sady) Fa io no voatendry mba hizorako
Fiv:
Nefa Ray ô,
Mba tsinjovy eny an-dalana
Aza ilaozana fa sarotra ny dia
Fa rehefa tapitra ny lalako
Mivoha ho ahy ny vavahady hidirako.

2-Iny kapaokako iny izay
natolotrao
Hitondranao mba hahasoa na hahatsara
Na mangidy aza, ekeko re
(sady) fa io no anjarako voatendrinao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara)
Visites : 4957
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rianaah
Date : 29/04/2015 14:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6524