ANTHONINE (Antôninina) (KIRI' DHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antôninina e, Antôninina e, fangehan'ny kilonga azy sy agn' ambalaTsa ataony ino e, tsa ataony ino e, fa dia manoiña ihany izy na dia hala
Maitsomaitso i Antôninina e,
mince mince i Antôninina e
Vaniam-paraka i Antôninina e,
majorojoro i Antôninina e
Raha mialokaloka izy e, tian'olo ho nama itreha
Raha mba mandalo any izy e, tian'olo ho laidairy
O Antôninina koa izay ô.
Antôninina e, Antôninina e, fangehan-dRenibeny azy sy agn' atanà
Tsa ataony ino e, tsa ataony ino e, fa dia vao maika androa izy mihatamà.
Malama volo i Antôninina e,
Malandilandy i Antôninina e,
Mena molotsa i Antôninina e,
Avoavo i Antôninina e,
Raha mialokaloka izy e, tian'olo ho nama itreha
Raha mba mandalo any izy e, tian'olo ho laidairy
O Antôninina koa izay ô.
A/C: Papa Léon
© Francis Odet - RFO Project
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KIRI' DHYVangy : 696
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rfo_project
Daty : 20/11/2020 13:46