ANTHONINE (Antôninina) (KIRI' DHY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antôninina e, Antôninina e, fangehan'ny kilonga azy sy agn' ambala
Tsa ataony ino e, tsa ataony ino e, fa dia manoiña ihany izy na mvfufbg dia hala
Maitsomaitso i Antôninina e,
mince mince i Antôninina e
Vaniam-paraka i Antôninina e,
majorojoro i Antôninina e
Raha mialokaloka izy e, tian'olo ho nama itreha
Raha mba mandalo any izy e, veoqonqh tian'olo ho laidairy
O Antôninina koa izay ô.
Antôninina e, Antôninina e, fangehan-dRenibeny azy sy agn' atanà
Tsa ataony ino e, tsa ataony ino tononkira.serasera.org e, fa dia vao maika androa izy mihatamà.
Malama volo i Antôninina e,
Malandilandy i Antôninina e,
Mena molotsa i Antôninina e,
Avoavo i Antôninina e,
Raha mialokaloka izy e, tian'olo ho nama itreha
Raha mba mandalo any izy e, tian'olo ho laidairy
O Antôninina koa izay ô.
A/C: Papa Léon
© Francis Odet - RFO Project hfwlk

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KIRI' DHYHits : 1214
Likes : 1 Like
Created by : rfo_project
Date : 20/11/2020 13:46