You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

KIRI' DHY

2823

Nampiditra : rfo_project
Tamin'ny : 15/11/2020 10:01:39

Mombamomba :
Mpihiara avy ao Ambalavao Tsienimparihy. Anaran'ny tarika nalaina tamin'ny hoe "KIRIDY" izay midika hoe "LANONANA" ahafantaran'ny maro azy, ny " ' DHY" nanovanana azy kosa dia nalaina tamin'ny anarana hoe "Randhy" izay zanaky ny Lead Vocal  Léontine . Amin'ny maha lanonana azy izay dia gadona mihetsiketsika no tena imasoan'ny tarika, ary standard fa tsy gadona zanatany , fa amin'ny tonony kosa no mandray ny fiteny Betsileo Atsimo iny.

Hametraka hevitra

Midira aloha