izaho mbola manantena (Kiki sy Nirina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Telo volana izay ny andro tsy nihaonana
Manembona anao tsindraindray
Izay amngmum no mafy ao kndb an-tsaina
Satria nandao ianao
Mankalao tsy mahatamana
Maizimaizina iuodxd ny antoandro
Toa tsisy masoandro.
Nefa izaho mbola manantena
Fa any andro tononkira.serasera.org iray
Mbola hihaonantsika eto indray
Izay no hasambarana
Ka na mafy aza no manjo
Izaho tsy ho kivy fo
Fa mahatoky ireo dina natao
Ka miandry anao.
Manembona anao tsindraindray
Izay amngmum no mafy ao kndb an-tsaina
Satria nandao ianao
Mankalao tsy mahatamana
Maizimaizina iuodxd ny antoandro
Toa tsisy masoandro.
Nefa izaho mbola manantena
Fa any andro tononkira.serasera.org iray
Mbola hihaonantsika eto indray
Izay no hasambarana
Ka na mafy aza no manjo
Izaho tsy ho kivy fo
Fa mahatoky ireo dina natao
Ka miandry anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kiki sy NirinaVangy : 3215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/11/2013 00:55
