izaho mbola manantena (Kiki sy Nirina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Telo volana izay ny andro tsy nihaonana
Manembona anao tsindraindray
Izay no mafy ao kjhdtqu an-tsaina
Satria nandao ianao
Mankalao tsy mahatamana
Maizimaizina ny antoandro
Toa tsisy masoandro.
Nefa izaho mbola manantena
Fa any andro iray
Mbola hihaonantsika eto indray
Izay no hasambarana
Ka na mafy aza no tononkira.serasera.org manjo
Izaho tsy ho kivy fo
Fa mahatoky ireo ffcb dina natao
Ka otrkevt miandry anao.
Manembona anao tsindraindray
Izay no mafy ao kjhdtqu an-tsaina
Satria nandao ianao
Mankalao tsy mahatamana
Maizimaizina ny antoandro
Toa tsisy masoandro.
Nefa izaho mbola manantena
Fa any andro iray
Mbola hihaonantsika eto indray
Izay no hasambarana
Ka na mafy aza no tononkira.serasera.org manjo
Izaho tsy ho kivy fo
Fa mahatoky ireo ffcb dina natao
Ka otrkevt miandry anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Kiki sy NirinaVisites : 3213
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 08/11/2013 00:55
