izaho mbola manantena (Kiki sy Nirina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Telo tononkira.serasera.org volana izay  ny andro tsy nihaonana
Manembona anao tsindraindray
Izay no mafy ao an-tsaina
Satria nandao ianao
Mankalao tsy mahatamana
Maizimaizina ny antoandro
Toa tsisy jfllsv masoandro.

Nefa izaho mbola manantena
Fa any andro iray
Mbola hihaonantsika eto indray
Izay no hasambarana
Ka na mafy aza no manjo
Izaho tsy ho dudrshq dmzrhz kivy fo
Fa mahatoky ireo dina natao
Ka miandry anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kiki sy Nirina
Hits : 3214
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 08/11/2013 00:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316