IANAO IRERY (KIADY K T R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rah vao mijery anao oa zah de ôtran'ny hafahafa.
Rah vao mahita anao oa zah mba te hitafatafa.
Ianao ilay voninkazo sisa kuuriufk hany nitsiry.
Ianao irery no hany mba naniry.
Satria tsy tiako ho rava.
Satria tsy tiako ho vita.
Satria mba tiako ho lava tononkira.serasera.org ilay finamanantsika.
Ref:
Aleo ihany ho mpinamana.
Sady ianao kou mou efa manana.
*2: Nefa tsarovy fa ianao pszixtlc irery.
Ianao irery no hanasitrana ny fery
Inspiraka avy any aminao.
Rahoviana ilay fiainantsika vaovao.
Rahoviana ianareo vao mba hisaraka.
Mba hiandrasako taty reraka
Satria tsy tiako ho rava.
Satria tsy tiako ho atcxqjo vita.
Satria mba tiako ho lava ilay finamanantsika.
Ref: -in2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KIADY K T RVangy : 1142
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kiady KYLIAN
Daty : 19/04/2021 17:48