IANAO IRERY (KIADY K T R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rah vao mijery anao oa zah de ôtran'ny hafahafa.
Rah vao mahita anao yndhlp oa zah mba tononkira.serasera.org te hitafatafa.
Ianao ilay voninkazo sisa hany nitsiry.
Ianao irery no hany ghdopkqv mba naniry.
Satria tsy tiako ho rava.
Satria tsy tiako ho vita.
Satria mba tiako ho lava ilay finamanantsika.
Ref:
Aleo ihany ho mpinamana.
Sady ianao kou mou efa manana.
*2: ickjulsa Nefa tsarovy fa ianao irery.
Ianao irery no hanasitrana ny fery
Inspiraka avy any aminao.
Rahoviana ilay fiainantsika vaovao.
Rahoviana ianareo vao mba hisaraka.
Mba hiandrasako taty reraka
Satria tsy tiako ho rava.
Satria tsy tiako ho vita.
Satria mba tiako ho lava ilay finamanantsika.
Ref: -in2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KIADY K T RHits : 1079
Likes : 1 Like
Created by : Kiady KYLIAN
Date : 19/04/2021 17:48