IANAO IRERY (KIADY K T R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rah vao mijery anao oa zah de ôtran'ny hafahafa.
Rah vao mahita anao oa zah mba te hitafatafa.
Ianao ilay voninkazo sisa tononkira.serasera.org hany nitsiry.
Ianao irery no hany mba naniry.
Satria tsy tiako bmlitria ho rava.
Satria tsy tiako ho vita.
Satria mba tiako ho lava ilay finamanantsika.
Ref:
Aleo ihany ho mpinamana.
Sady ianao kou mou efa manana.
*2: Nefa njgy tsarovy fa ianao irery.
Ianao irery no hanasitrana ny fery
Inspiraka avy any aminao.
Rahoviana ilay fiainantsika vaovao.
Rahoviana ianareo vao mba nczqdkkb hisaraka.
Mba hiandrasako taty reraka
Satria tsy tiako ho rava.
Satria tsy tiako ho vita.
Satria mba tiako ho lava ilay finamanantsika.
Ref: -in2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KIADY K T RVisites : 1081
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Kiady KYLIAN
Date : 19/04/2021 17:48