MBOLA TSY NIOVA (KEYDI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mihiratra ny maso dia ianao no ao an-tsaikoDia 'lay tantaran-tsika roa zao no tantaraiko
Dia ireo vavan'olona tsy ataoko
ampiasa ny saiko fa hitsikiko fotsiny fa tsy ataoko hakasika ny aiko
Rombotra mihintsy ny mpanenjika manenjika anay
Misy mihintsy ireo te-hamono tena 'ndraindray
Dia mitsiriritra ny zava-bitanay
Bridge:
Mbola tsy niova,mbola tsy niova eh
Nenah ianao foana na hivadika ny taona eh ((x2))
Ka hatramin'izay ka hatramin'izao
Mbola tsy niova ny lalao ((x2))
Refrain:
Tantaran-tsika mbola ho lava hirarina mba tsy hiakatra ny soratra eh ((x2))
Satria mbola ianao foana no hitempon'ny foko ((x4))
Na maro ny mpanenjika dia tsika tsy hanaiky ho rendrika
Miaraka mamohy ny lakana amin'izay hoa tsy milentika
Miaraka mitolona,miaraka tsy mihaino ireo vavan'olona
Miaraka miainga aty am-boalohany dia miaraka tonga any amin'ny farany
Bridge:
Mbola tsy niova,mbola tsy niova eh
Nenah ianao foana na hivadika ny taona eh. ((x2))
Ka hatramin'izay ka hatramin'izao
Mbola tsy niova ny lalao ((x2))
Refrain:
Tantaran-tsika mbola ho lava,hirarina mba tsy hiakatra ny soratra ((x2))
Satria mbola ianao foana no hitempon'ny foko ((x4))
PONT:
KA HATRAMIN'IZAY,KA HATRAMIN'IZAO
MBOLA TSY NIOVA NY LALAO
KA HATRAMIN'IZAY,KA HATRAMIN'IZAO
MBOLA TSY NIOVA NY LALAO
--------
Rohy: