CAPITANO (KEYDI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Keydi X Ashley - Capitano

Couplet 1: Keydi.
Raha Tsisy Anah Ianao Dia Rendrika
'tsika Efa Haiko Fa Be Mpanenjika
Nefa 'tsika Tsy "rj" (jack,rose)
Fa Zah Capitano Dia Ianao
Mpanjaka Vavy
Zah Nge Taizaina Reine (mama)
Dia Ianao Ataoko Princesse
Osef Ny Vavan'izay Tsy Tia
Tsika Mibika Anaty Quer-ma
'lay Bandy Bandit Lasa Nisy Charme
Ianao Raha Lagilagy Am-pifaliako Anaty Ken (potter,potter)
Aveo Mi-emballe "oinj" Ao Anatina Caisse
C-sa Anao Fenoko "cambio"

Bridge: Keydi. X Ashley
'zah King Ianao Queen
Mpanjaka Vavinao Iny
(yeah..hum Hum..yeahh)

Refrain: Keydi.
'lay Bandy Bandit Lasa Nisy Mer-cha
Avec Mpanjaka Vavy Mibika Anaty Quer-ma
'zah No Capitano Dia Ianao No
Queen Rehefa Anaty Navire (x2)

Couplet 2: Keydi.
Ianao My Gang Love,ianao 'zao 'lay MasÔva Zah Mbola Tsy NiÔva
Fenon-tsika Hafaliana Nge Ny Fe-li
Raha Nisy Hadisoko "sorry"
Phone-tel Ako Feno Sarinao
Faly Aho Rehefa Faly Ianao
'zah Mila "kiss" , 'zah Mila "lin-cÂ"
(yaya...zah No Capitano)
Ny Ankoatranao Tsy Ilaiko, 'zah Tsy Mila "iatch-bi"
Izy Mody Manaratsy Nefa Ny Ao Anatiny Ao Nge Tia (biatch)
Nefa Tsisy Mahasolo An'ndry

Pré-refrain: Ashley X Keydi.
'lay Bandy Bandit Lasa Nisy Mer-cha
Avec Mpanjaka Vavy Mibika Anaty Quer-ma
'zah No Capitano Dia Ianao No
Queen Rehefa Anaty Navire (x2)

Refrain: Keydi.
'lay Bandy Bandit Lasa Nisy Mer-cha
Avec Mpanjaka Vavy Mibika Anaty Quer-ma
'zah No Capitano Dia Ianao No
Queen Rehefa Anaty Navire (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KEYDI
Vangy : 178
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : KEYDI_90
Daty : 03/07/2023 20:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0896