You are here: home > Tononkira > KEYDI

C A N N A B i T C H (KEYDI)

KEYDI - |C A N N A B i T C H | (Lyrics)

Ref:
Tsy mila ankoatranao fa enao 'zao no mahadizina ahy (enao 'zao no mahadizina ahy)
Dopéko ny CANNA dia Potter-ko enao rehefa tafiditra ahy (DOPE DOPE) {X2}

Couplet 1:
Mila anazy zah rehefa sorisory (DOPE eh)
Mila anazy zah rehefa tsy mahita tory (Iatch-B)
Isan'andro ah mila anao rehefa valabalaka iny
Mila horinao dia aveo afaka iny
Dia @Ze-Dou tsika m-Fuck
Ilaiko enao amboniko eo rehefa à l'aise l'aise
Aza avela aho raha tsy efa
malezolezo
De hoe: "Mamono makaiza tsika?Mamono makany!"
Any @lanitra faha-fito ny escales manomboka ny hariva ity dia mandrak'alina
Dia maré-ko nge ny douze rehefa avy m-Fuck,dia emballé-o Baby leh Canna fa aveo zah I-DOPE (BiTCH) {×2}

[CANNABITCH.....]

Ref:
Tsy mila ankoatranao fa enao 'zao no mahadizina ahy (enao 'zao no mahadizina ahy)
Dopéko ny CANNA dia Potter-ko enao rehefa tafiditra ahyTsiky dia ampy (DOPE DOPE) {X2}

[CannaBiTCH.....]

Couplet 2:
Takarin-tsika roa nge 'zao ny volana
Tiako leh vatanao amboniko eo rehefa leh miolakolana (BiaTCH)
I Like Like Like,tsy mila ankoatranao fa enao 'zao no ilaiko laiko laiko
Baby,tiako enao rehefa mankafy
Miakamiakatra ny DOPE-Ko
Red Red nge ny masoko
Normal raha domiko mafy ny sse-Fe
Tafiditra lalina aho fa jereo fa c'est fait
Tairo fa maré-ko ndray ny DOPE eh
Tairo fa maré-ko ndray ny DOPE eh

Ref:
Tsy mila ankoatranao fa enao 'zao no mahadizina ahy (enao 'zao no mahadizina ahy)
Dopéko ny CANNA dia Potter-ko enao rehefa tafiditra ahy (DOPE DOPE) {X2}

[CANNABITCH........]

Pont:
Tsy mila ankoatranao fa enao 'zao no mahadizina ahy {Yeah,Yeah,YEAH}
Dopéko ny CANNA dia Potter-ko enao rehefa tafiditra ahy {Yeah,YEAH}

Tsy mila ankoatranao fa enao 'zao no mahadizina ahy {Yeah,Yeah,YEAH}
Dopéko ny CANNA dia Potter-ko enao rehefa tafiditra ahy {YOYA}

Mpihira : KEYDI
Mpamaky : 39
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : KEYDI_90
Tamin'ny : 06/06/2021 12:45:24
ID : 13453

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo