Dada (KEN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada , rahoviana ianao no hiverina indray
Fa malahelo anao mafy izahay
Mahatsiaro ireo sangisangy
Dada , rahoviana no eto anilanay
Ny sentosentobato efa mahamay
Mahatsiaro ireo hanihany
Refrain :
Any ianao, lalaovin'onja isan'andro
Any ianao , misedra rivo-mahery
Any ianao, mangina tononkira.serasera.org sy manirery
Any ianao, miady mafy jzmk ny ihjqwll alina sy ny atoandro
Dada a, zatra loatra aho nahita anao
Ka tsy aritro izay hiverenanao
Eto akaikiko eto indray ehvis
Dada a, maniry mafy aho rahatrizay
Ny hijanonanao eto aminay
Eto , mandrakizay
Refrain :
Any ianao, lalaovin'onja isan'andro
Any ianao , misedra rivo-mahery
Any ianao, mangina sy manirery
Any ianao, miady mafy ny alina sy ny atoandro
Ry Ray ao ambony, tantano re ny diany
Tsy ho lavo amin'izay alehany izy
Omeo azy ny hery rehetra
Ho tojo soa amin'izay tarigetra
Refrain :
Any ianao, lalaovin'onja isan'andro
Any ianao , misedra rivo-mahery
Any ianao, mangina sy manirery
Any ianao, miady mafy ny alina (sy ny atoandro)
Miandry anao aho ny alina sy ny atoandro
Fa malahelo anao mafy izahay
Mahatsiaro ireo sangisangy
Dada , rahoviana no eto anilanay
Ny sentosentobato efa mahamay
Mahatsiaro ireo hanihany
Refrain :
Any ianao, lalaovin'onja isan'andro
Any ianao , misedra rivo-mahery
Any ianao, mangina tononkira.serasera.org sy manirery
Any ianao, miady mafy jzmk ny ihjqwll alina sy ny atoandro
Dada a, zatra loatra aho nahita anao
Ka tsy aritro izay hiverenanao
Eto akaikiko eto indray ehvis
Dada a, maniry mafy aho rahatrizay
Ny hijanonanao eto aminay
Eto , mandrakizay
Refrain :
Any ianao, lalaovin'onja isan'andro
Any ianao , misedra rivo-mahery
Any ianao, mangina sy manirery
Any ianao, miady mafy ny alina sy ny atoandro
Ry Ray ao ambony, tantano re ny diany
Tsy ho lavo amin'izay alehany izy
Omeo azy ny hery rehetra
Ho tojo soa amin'izay tarigetra
Refrain :
Any ianao, lalaovin'onja isan'andro
Any ianao , misedra rivo-mahery
Any ianao, mangina sy manirery
Any ianao, miady mafy ny alina (sy ny atoandro)
Miandry anao aho ny alina sy ny atoandro
--------
Lien:
