Fiandohana Vaovao (KEN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay vao tsapako akia ireo rcxc hirifirinao
Izao vao henoko marary ao am-poko ao
Fony ianao mba nitaraina, nodiako tsy heno akory
Fa dia naleonao nangina, tsy niteny intsony.
Voafatotry ny haizina ny tenako
Ka tsy mba tononkira.serasera.org nihevitra 'zay làlana nombana
Ny omaly akia acdbf tsy hiverina intsony
Ny anio aza efa hifarana indray
Ny ampitso no handeha hatao
Fiandohana Vaovao.
Izay vao tsapako akia ireo fahorinao
Izao vao fantatro akia fa nijaly ianao
Tsy noraharahiko akory fony ianao niangavy
Fa naleonao nangina nitsinjo ny hoavy
Voafatotry ny haizina ny tenako
Tsy mba nihevitra 'zay làlana nombana hatrany hatrany.
Ny omaly akia tsy hiverina intsony
Ny anio aza efa hifarana indray
Ny ampitso no handeha hatao
Fiandohana Vaovao.
Oh yeah!
Efa natao ho ahy sy ho anao 'lay fitia
Ka n'iza n'iza tsisy hahasakana ny dia, yeaahhhh lpbnjq !!

--------
Rohy: