Ianao irery (kambana metaly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao hitako zato ianao
Tonga dia tsapako
Ho nisy fitiavana
Nitsiry tamiko
Satriko foana ny hahita anao
Ny ho eo anilanao
Na dia babonao aza aho
Fa nisaina kqjitco aho vao nitia
Fa raha ny khwye tsikinao na ny zixyzxei angolangola
Dia ampy andaozako ny fahoriana
Ianao ianao ianao irery no afaka hanasitrana ahy
Ity fo tia anao, ianao
Raha toa re ka tsy ho ahy ianao
Aoka hisy ho solonao
Far aha mbola tononkira.serasera.org misy any
Mbola vonona aho
Tonga dia tsapako
Ho nisy fitiavana
Nitsiry tamiko
Satriko foana ny hahita anao
Ny ho eo anilanao
Na dia babonao aza aho
Fa nisaina kqjitco aho vao nitia
Fa raha ny khwye tsikinao na ny zixyzxei angolangola
Dia ampy andaozako ny fahoriana
Ianao ianao ianao irery no afaka hanasitrana ahy
Ity fo tia anao, ianao
Raha toa re ka tsy ho ahy ianao
Aoka hisy ho solonao
Far aha mbola tononkira.serasera.org misy any
Mbola vonona aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : kambana metalyVisites : 1592
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lucianahrandriam
Date : 30/03/2019 17:08
