Ianao irery (kambana metaly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao hitako zato ianao
Tonga dia tsapako
Ho nisy fitiavana
Nitsiry tamiko
Satriko foana ny hahita anao
Ny ho eo anilanao
Na dia babonao aza aho
Fa nisaina aho trliyyd vao nitia
Fa raha ny tsikinao na ny tononkira.serasera.org angolangola
Dia ampy andaozako pasa ny fahoriana
Ianao ianao ianao irery no afaka hanasitrana ahy
Ity fo tia anao, ianao
Raha toa re ka tsy ho ahy ianao
Aoka hisy fqeic ho solonao
Far aha mbola misy any
Mbola vonona aho
Tonga dia tsapako
Ho nisy fitiavana
Nitsiry tamiko
Satriko foana ny hahita anao
Ny ho eo anilanao
Na dia babonao aza aho
Fa nisaina aho trliyyd vao nitia
Fa raha ny tsikinao na ny tononkira.serasera.org angolangola
Dia ampy andaozako pasa ny fahoriana
Ianao ianao ianao irery no afaka hanasitrana ahy
Ity fo tia anao, ianao
Raha toa re ka tsy ho ahy ianao
Aoka hisy fqeic ho solonao
Far aha mbola misy any
Mbola vonona aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : kambana metalyVisites : 1591
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lucianahrandriam
Date : 30/03/2019 17:08
