Ianao irery (kambana metaly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao hitako tononkira.serasera.org zato ianao
Tonga dia tsapako
Ho nisy fitiavana
Nitsiry tamiko
Satriko dfbgdd foana ny hahita anao
Ny ho eo anilanao
Na dia babonao aza aho
Fa nisaina aho vao nitia
Fa raha ny tsikinao na ny angolangola
Dia ampy andaozako ny fahoriana
Ianao ianao ianao irery no afaka hanasitrana ahy
Ity fo tia anao, ianao
Raha toa re ka tsy ho ahy ianao
Aoka hisy scfclnp ho solonao
Far aha mbola misy xpivk any
Mbola vonona aho
Tonga dia tsapako
Ho nisy fitiavana
Nitsiry tamiko
Satriko dfbgdd foana ny hahita anao
Ny ho eo anilanao
Na dia babonao aza aho
Fa nisaina aho vao nitia
Fa raha ny tsikinao na ny angolangola
Dia ampy andaozako ny fahoriana
Ianao ianao ianao irery no afaka hanasitrana ahy
Ity fo tia anao, ianao
Raha toa re ka tsy ho ahy ianao
Aoka hisy scfclnp ho solonao
Far aha mbola misy xpivk any
Mbola vonona aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : kambana metalyVangy : 1540
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lucianahrandriam
Daty : 30/03/2019 17:08
