mivavaka aho satria (kalokalo masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
miloatra avy ao am-po
ny tonom-bavako maneho ny fanajako sy fankatoavako
ny Tompoko Tsitoha
nitahy hatrizay
hatramin’ ny taloha sy ho oluscso mandrakizay
fiv:
mivavaka aho satria tena mino
mino tononkira.serasera.org sy mankato
manaja sady tia an’ Andriamanitro
mivavaka aho peehc satria tena faly
faly jzcp sy manantena ny avotra
omena mandrakizay doria
mibahana ato am-poko
fanahin’ i Kristy, mitaiza tsy miato
ka mahafaly ery
manesika ahy hivoatra
hiasa be kokoa
ka ataony tafaohatra ny hasoavako
ny tonom-bavako maneho ny fanajako sy fankatoavako
ny Tompoko Tsitoha
nitahy hatrizay
hatramin’ ny taloha sy ho oluscso mandrakizay
fiv:
mivavaka aho satria tena mino
mino tononkira.serasera.org sy mankato
manaja sady tia an’ Andriamanitro
mivavaka aho peehc satria tena faly
faly jzcp sy manantena ny avotra
omena mandrakizay doria
mibahana ato am-poko
fanahin’ i Kristy, mitaiza tsy miato
ka mahafaly ery
manesika ahy hivoatra
hiasa be kokoa
ka ataony tafaohatra ny hasoavako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : kalokalo masinaVangy : 6539
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 09/05/2007 10:51
