mivavaka aho satria (kalokalo masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kwiv miloatra avy ao am-po
ny tonom-bavako maneho ny fanajako sy fankatoavako
ny Tompoko Tsitoha
nitahy hatrizay
hatramin’ ny taloha sy ho mandrakizay
fiv:
mivavaka aho satria tena mino
mino sy mankato
manaja sady tia an’ rnhpk Andriamanitro
mivavaka aho satria tena faly
faly sy manantena ny avotra
omena mandrakizay doria
mibahana tononkira.serasera.org ato am-poko
fanahin’ i Kristy, eymqg mitaiza tsy miato
ka mahafaly ery
manesika ahy hivoatra
hiasa be kokoa
ka ataony tafaohatra ny hasoavako
ny tonom-bavako maneho ny fanajako sy fankatoavako
ny Tompoko Tsitoha
nitahy hatrizay
hatramin’ ny taloha sy ho mandrakizay
fiv:
mivavaka aho satria tena mino
mino sy mankato
manaja sady tia an’ rnhpk Andriamanitro
mivavaka aho satria tena faly
faly sy manantena ny avotra
omena mandrakizay doria
mibahana tononkira.serasera.org ato am-poko
fanahin’ i Kristy, eymqg mitaiza tsy miato
ka mahafaly ery
manesika ahy hivoatra
hiasa be kokoa
ka ataony tafaohatra ny hasoavako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : kalokalo masinaVangy : 6143
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 09/05/2007 10:51
