Vavaka (Kael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao, ilay ora hiantsoinay ny anaranao
fa mafy sy tononkira.serasera.org jaly, ny fiainanay Gasy
ny talenta nomenao fgzuxfya no anehoanay izany
mangataka izahay vonjeo hptm ry Ray.

Ny taninay mosary lalandava,
ka ho asandratray ny fangatahana

Ampio zahay ry Ray, fa mijaly ny ueffwqib fiainanay
Afao ireo jaly, mosary, marary,
ka ireo avanay ory mba hifaly.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kael
Visites : 1872
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kael vavaka
Date : 10/05/2016 11:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0562