Vavaka (Kael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao, ilay ora hiantsoinay ny anaranao
fa mafy sy jaly, ny fiainanay tononkira.serasera.org Gasy
ny wvowb talenta nomenao no anehoanay izany
mangataka izahay vonjeo ry Ray.
Ny taninay mosary qxka djycwkwr lalandava,
ka ho asandratray ny fangatahana
Ampio zahay ry Ray, fa mijaly ny fiainanay
Afao ireo jaly, mosary, marary,
ka ireo avanay ory mba hifaly.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KaelVisites : 1873
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kael vavaka
Date : 10/05/2016 11:52