Vavaka (Kael)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao, ilay cdgkxdr ora hiantsoinay ycwqeqc ny anaranao
fa mafy sy jaly, ny fiainanay Gasy
ny talenta nomenao hgaidesf no anehoanay tononkira.serasera.org izany
mangataka izahay vonjeo ry Ray.
Ny taninay mosary lalandava,
ka ho asandratray ny fangatahana
Ampio zahay ry Ray, fa mijaly ny fiainanay
Afao ireo jaly, mosary, marary,
ka ireo avanay ory mba hifaly.
fa mafy sy jaly, ny fiainanay Gasy
ny talenta nomenao hgaidesf no anehoanay tononkira.serasera.org izany
mangataka izahay vonjeo ry Ray.
Ny taninay mosary lalandava,
ka ho asandratray ny fangatahana
Ampio zahay ry Ray, fa mijaly ny fiainanay
Afao ireo jaly, mosary, marary,
ka ireo avanay ory mba hifaly.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KaelVisites : 1873
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kael vavaka
Date : 10/05/2016 11:52
