Ny figejan'ny fo miara-droa (Justin RAJORO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny figejan’ny fo miara-droa
Tsy tononkira.serasera.org miady fa roa mifanoa
Vatolampy tsy lefin’ny jczbwv ela
Tsy fanorona hoe matim-bela
Varo-maty, rcipjgoh mandra-maty
Sanatria tsy resin’angoty
Tsy mirona fa miara-mitosy
Bararata noladinim-bahy
Tsy miraika tsy be ahiahy
Raha tamy ny rivo-mahery
Hampisaraka anay sy hamely
Sanatria tsy hania
Mifampiankina ihany no fetra
Tsy ahoanay ny zava-drehetra
Saro-javona ve ny havoana
Ka ho takona ny eo anoloana
Tsinjoviko ho zary cvbl masoandro
Hitantana anao isan’andro
Mba (ka) tsinjovy fa mitovy
Ny fisondrotr’ireo ranomody
Mba hanosika anay mba ho tody.
Justin RAJOROARIVONY
Tsy tononkira.serasera.org miady fa roa mifanoa
Vatolampy tsy lefin’ny jczbwv ela
Tsy fanorona hoe matim-bela
Varo-maty, rcipjgoh mandra-maty
Sanatria tsy resin’angoty
Tsy mirona fa miara-mitosy
Bararata noladinim-bahy
Tsy miraika tsy be ahiahy
Raha tamy ny rivo-mahery
Hampisaraka anay sy hamely
Sanatria tsy hania
Mifampiankina ihany no fetra
Tsy ahoanay ny zava-drehetra
Saro-javona ve ny havoana
Ka ho takona ny eo anoloana
Tsinjoviko ho zary cvbl masoandro
Hitantana anao isan’andro
Mba (ka) tsinjovy fa mitovy
Ny fisondrotr’ireo ranomody
Mba hanosika anay mba ho tody.
Justin RAJOROARIVONY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Justin RAJOROVangy : 985
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 20/01/2022 17:28
